×

FIZARANA TITRE SY KARATANY | SOFIA

FIZARANA TITRE SY KARATANY | SOFIA

Lanonana Izay notarihin’ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananan-tany, Andriamatoa Holder RAMAHOLIMASY, ny Governora ny Faritra SOFIA, notronin’ ireo olom-panjakana voafidy sy voatendry tany an-toerana.

Karatany miisa 51 194 no ho zaraina eto amin’ny Faritra SOFIA, 4 135no nozaraina teto Antsohihy.

Nisy koa ny fizarana 1455 titres ankoatra ny Karatany.

Faly ny vahoaka an’ny Antsohihy ary maneho fisaorana ny fitondram-panjakana tamin’ny ezaka rehetra hizarana ny tany ho an’ny Malagasy

« Karatany : fananan-tany tsotra, mora, manakaiky vahoaka »